Entrée | 1 mianaka (anaka) |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en malgache |
3 Teny enti-milaza ny fifandraisan' ny ray na ny reny amin' ny zanaka ara-pihavanana: Lasa nitsangantsangana Rabe sy Ikoto mianaka [1.1] 4 Ny mianaka koa dia matetika enti-milaza olona roa izay toy ny ray aman-dreny sy zanaka ara-taona fotsiny na dia tsy mpifaninona aza: Mipetraha aloha ianareo mianaka hoy Rakoto tamin' ilay mpampianatra sy mpianatra niaraka taminy [1.1] |
Explications en anglais |
5 Used in speaking of parent (father or mother) and child. If there are two or more children with the parent, the word telo, etc., is added, as telo mianaka, etc. [1.2] 6 To be together as parent(s) and child(ren) [1.7] 7 Tèlo mìanaka: parents and one child; and so on according to the number of the children [1.7] |
Explications en français |
8 être parents et fils [1.54] 9 Parents et enfants (s) ensemble, [1.8] 10 Tèlo miànaka: parents et un enfant; et ainsi de suite selon le nombre d'enfants [1.8] |
Exemples |
11 Nony tonga teo izy telo mianaka dia hatairana moa zany! [2.324] 12 Ry Katy mianakavy no mba mpamangy azy mianaka. [2.470] 13 Raha tsy izahay efa-mianaka no indray nanosika tsy nahasokatra azy. [2.471] 14 Ka iza no tianareo mianaka amin' ireto? [2.472] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Titres |
|
Proverbes | 20 Proverbes contenant le mot mianaka |
Anagrammes | 21 kiamana, makiana, manaika, maniaka, miakana, mianaka, namakia |
Mis à jour le 2023/01/20 |