Entrée miana-kendry
Mots élémentaires mianaka ; hendry
Partie du discours locution
Explications en malgache Olona kevokevoka sy dedaka ka na ny zavatra tsy tokony hataony aza dia ataony [1.1]
Exemples Inona no ilain'ialahy no aty ialahy no mianakendry manani-bohitra, hoy ity sakalava bangaridana. [2.895]

Mis à jour le 2023/03/28