|
|
|
|

Entrée (1/2)1  anakandriana (anaka)
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  antidahy [Betsileo] [1.78]4  zanak' andriana [Betsimisaraka] [1.78]
Explications en anglais  5  Petty princes among the various tribes [Provincial] [1.2]
Proverbes  6  Proverbes contenant le mot anakandriana

Entrée (2/2)7  Anakandriana
Partie du discours  8  nom propre (anthroponyme)
Vocabulaire  9  Religions, Croyances
Explications en malgache  10  zavatra tsy hita maso ninoan' ny Ntaolo ho nonina tany anaty lava-bato, ary mpanelanelana eamin' Andriamanitra sy ny olombelona; ny anakandriana no voalaza ho nanindry mandry na nanoro hevitra ny mpimasy [1.1#72]11  zavatra tsy hita vatana, ninoan' ny Ntaolo ho "mpamoaka ny fitahian' Andriamanitra, aloalon' ny tany sy ny lanitra", ka nanaovan' ny olona hataka sy vavaka ary hasim-bola, ka nanome, hono, raha hitany fa mahatsara ny olona mangataka ny zavatra angatahiny [1.1#814]
Explications en anglais  12  Supposed supernatural beings imployed as agents between God and man. See anakandriana [1.2]
Explications en français  13  êtres surnaturels, censés habiter surtout dans les cavernes ; agents intermédiaires entre Dieu et les hommes, ils inspiraient tous les mpimasy (devins) [1.3#506]14  [Malzac confond ici mpimasy et mpisikidy] [1.196]
Exemples  15  Izany no atao hoe «Anakandriana|Ranakandriana na Anakandriana|Ranakandriana. [2.588]
16  tsindry ny ranakandriana, ary ny olona mpaminany mahalala koa: [2.48]
17  Izy no nampiditra ny fitondram-panjakana misy anakandriana sy Anakandriambe. [2.508#]
Autres orthographes  18  ranakandriana, ranakandriana
Tableaux et planches  19  Liste complète

Anagrammes  20  Anakandriana, anakandriana, Anakandriana, anakandriana

Mis à jour le 2022/05/03