|
|
|
|

Entrée1  anakova
Mots élémentaires  2  anaka, hova
Partie du discours  3  nom
Explications en anglais  4  [1.2] [Provincial] Petty princes
Exemples  5  Tamin' ny nahafatesan' Andriambelonandro dia mbola kely izy, ka Razafisoazaka, Mpitaiza anakova (Zanakandriana) sy Rasifahita, filohan'ny foko Otaray no nitondra vonjimaika. [2.508#]
6  Toy izao ny filaharan' izany : Roa mifanandrify eo anolohany indrindra dia ataony hoe tandrony, famantarana ny zanak' andriana tsy manana fanjakana io ka omeny anarana hoe : anakova tsy manjaka. [1.353#]
Mots composés 

Anagrammes  8 

Mis à jour le 2025/01/21