|
|
|
|

Entrée1  tsikadraha
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Zavamaneno kasohina izay toy izao: volotsangana misy tonony anankiray no alaina, ka hatreo amin' ny tonony mankany an-kavanana no asiana tetika manodidina ny vatany sahabo ho 5 milimetatra no elanelany; atao didy sompirana iny misy tetika iny mba hanatsara ny feony; tazonin' ny tanana havia izy, fa ny havanana kosa mitana ny fikasoka izay vita amin' ny silaka volotsangana ihany. Hita saika eran-tany ity karazan-javamaneno ity; "caracha" no anarany any Brezilina [1.1#985]
Explications en français  4  instrument de musique [1.13]
Vocabulaire  5  Musique: instruments
Hypéronyme 
Co-hyponymes 
Illustrations 
39 

Mis à jour le 2024/10/30