|
|
|
|

Entrée1  trotrobe
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Zavamaneno tsotra dia tsotra, karazan' amponga, saingy tsy mba misy hoditra fa koveta na lovia lehibe no ahohoka, asiana lamba eo amboniny ary ny felatanana roa no mively azy; ny faritany avaratra no mampiasa azy [1.1]
Vocabulaire  4  Musique: instruments
Hypéronyme 
Co-hyponymes 

Mis à jour le 2024/10/30