|
|
|
|

Entrée1  trompetra
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [frantsay trompette] Zavamaneno misy fitsofana manokana, na maintipiso, sy pisitò, ary mihoronkorona indroa ny vatany [1.1]
Exemples  4  Tsy mbola nisy pisto tamin' izany, fa ny trompetra no malaza sy ny trompe. [1.437#]
Vocabulaire  5  Musique: instruments
Hypéronyme 
Co-hyponymes 

Mis à jour le 2024/10/30