Entrée | 1 n' lapa |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Amponga tsangana fampiasan'ny faritany andrefana amin'ny lanonam-be: hoditra tokana ihany no eo amin'ny vavany toy ny laona ary fantsika hazo no mitana ny hoditra eo amin'ny vatany. (Tsy miala eo an-dapa izy na vita aza ny lanonana -- Romy no anarany any amin'ny Betsileo). [1.1] |
Vocabulaire |
4 Musique: instruments |
Hypéronyme |
|
Co-hyponymes |
|
Mis à jour le 2024/10/30 |