Entrée | 1 gitara |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Zavamaneno mitovitovy amin' ny lokanga saingy izy lehibe vatana sy lava sady kitihin' ny rantsantanana toy ny valihy ny tadiny fa tsy mba didiana [1.1] |
Exemples |
4 Ny feon' ny hira, na Malagasy aza no mihira azy, dia efa mandray ny bàn-kira vahiny, ary mampiasa ireo zava-maneno avy any ivelany rahateo, toy ny gitara sy synthétiseur mandeha amin' ny herin'aratra. [2.606#] |
Vocabulaire |
5 Musique: instruments |
Hypéronyme |
|
Co-hyponymes |
|
Mis à jour le 2024/10/30 |