|
|
|
|

Entrée (1/2)1  marovany
Mots élémentaires  2  maro, vany
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Valiha vita amin' ny hazo natambatra ho efajoro toy ny vata, ka valiha vata no ilazan' ny ankamaroan' ny faritany sasany azy [1.1#640]
Explications en français  5  nom donné aux valiha, à cause des supports qui soutiennent les cordes [1.3#435]
6  instruments de musique faits avec un gros bambou, vany : entre-noeud) [1.196]
Exemples  7  Indraindray no mba ampiarahina amin'ny zava-maneno : mandoliny na kabósy (gitara madinika), marovany na angorodao iangalian'ny mpanan-talenta antsoina hoe sairy ny beko masikoro. [2.606#]
Vocabulaire  8  Musique: instruments
Mots composés 
Hypéronyme 
Co-hyponymes 
Illustrations 
43 

Entrée (2/2)44  marovany
Mots élémentaires  45  maro, vany
Partie du discours  46  nom
Explications en français  47  (déformation de marovahy, un Mimulopsis (Acanthaceae) d'après Grandidier, fichier manuscrit. [1.196]
Vocabulaire  48  Botanique

Anagrammes  49  manavory, marovany

Mis à jour le 2024/10/30