Entrée (1/2) | 1 maitso mavana |
Mots élémentaires | 2 maitso, mavana |
Partie du discours | 3 locution |
Explications en malgache |
4 [1.1] ilazana ny ahitra milenodenoka, na ny lokon-javatra mitovy amin' izany: Maitso mavana izany lohasaha izany ka maha-te hipetrapetraka |
Explications en français |
5 [1.3#420] vert brillant tirant sur le jaune |
Exemples |
6 maitso mavana noho ny fitsirin' ny ahitra ny vohitra. [2.470] |
Hypéronyme |
|
Co-hyponymes |
|
Entrée (2/2) | 105 maitsomavana |
Mots élémentaires | 106 maitso, mavana |
Partie du discours | 107 nom |
Explications en français |
108 [1.3#420] nom d'une perle |
Hypéronyme |
|
Co-hyponymes |
|
Anagrammes | 221 |
Mis à jour le 2025/01/21 |