Entrée | 1 menafify |
Mots élémentaires | 2 mena, fify |
Partie du discours | 3 adjectif |
Explications en malgache |
4 Mena antitra 5 Volombavan' antitra hariva vao menafify [1.1] |
Explications en français |
6 rouge foncé [1.3#426] |
Exemples |
7 Narosony faharoa indray izany trondro noho-sorany toton-koba, dia nendasiny nataony menafify ka lany mbamin' ny taolany. [2.285] |
Autres orthographes | 8 mena fify |
Hypéronyme |
|
Co-hyponymes |
|
Tableaux et planches |
107 Les Couleurs |
Mis à jour le 2024/10/30 |