|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mangoraka
Radical  2  horaka
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Malahelo olona ory na mijaly na sahirana mafy ka mitady izay hamonjena azy: Mangoraka ny mahantra io vehivavy io
Exemples  5  Ny Lanitra mangoraka, Manafy hery vao. [1.263]
6  Lehilahy tsy manana fo mba antra sy mangoraka ianao, Andriamatoa! [2.528]
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
10  Impératif :
Synonymes  11  mangorakoraka
Analogues  12  antra, malahelo, mitsetra, manana tse-po, ngoaina, mangora-po, mitse-po, onena, ongena

Entrée (2/2)13  mangoràka
Radical  14  hor
Partie du discours  15  adjectif
Explications en malgache  16  [1.1] Mena mivaivay, mangatrakatraka
Mots composés 
Hypéronyme 
Co-hyponymes 

Anagrammes  116 

Mis à jour le 2025/01/21