|
|
|
|

Entrée (1/2)1  maitso milenodenoka
Mots élémentaires  2  maitso, milenodenoka
Partie du discours  3  locution
Exemples  4  Toerana am-body hazo ala iray, nanirian' ahitra maitso milenodenoka, mitovy tantana sy mitovy endrika amin' ny manodidina rehetra. [2.472]
5  izy ireo manahaka ny ahitra eny an-tsaha aman-java-maitso milenodenoka, tahaka ny ahitra ambony tafon-trano, tahaka ny vary mandavenona, maina alohan'ny fahamasahany. [2.996]
Hypéronyme 
Co-hyponymes 

Entrée (2/2)104  maitso milenodenoka
Partie du discours  105  locution
Explications en français  106  [1.196] (de lenoka : tendre, charnu). Herbes potagères et légumes verts de belle venue, particulièrement tendres et charnus. Verdure de choix.
Vocabulaire  107  Botanique

Mis à jour le 2024/12/07