|
|
|
|

Entrée (1/5)1  horaka
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.78] [Tambahoaka, Bezanozano] tanimbary
4  [1.1] Tanimbary be rano eny andemaka izay tsy mila hitaritana rano intsony hanondrahana azy (Mifanohitra aminy: sakamaina, tavy)
5  [1.13] tany tsy afa-drano azo volena
Explications en anglais  6  [1.7] [Provincial] a ricefield
Explications en français  7  [1.3] rizières, terrains marécageux, humides
8  [1.8] [Provincial] a rizière
9  [1.13] marécage, marais; sol hydromorphe
10  [1.196] . Rizières sommairement aménagées. Aussi la végétation des sols humides : plantes de marais. [Betsimisaraka]
11  [Taisaka]
Exemples  12  Ao ambany avaratra horaka feno kotro sy ahitra lava, ary ny tamotamo no mameno any. [2.324]
Vocabulaire  13  Géographie: (en général)
Analogues  14  heniheny, honahona, zetra
Mots composés 
Zoonymes 
Phytonymes 
Toponymes 

Entrée (2/5)19  horaka
Partie du discours  20  nom
Explications en malgache  21  [1.1] Feo manao rodobe mitory fihorehana na figagana na horakoraka na fiarahabana na fanesoana koa aza: Tsy nifandrenesana ny hora-pifalian' ny vahoaka
Feon' ny sahona: Horaka no an' ny sahona fa ny tsiboboka ihany no tompon' ny rano
Explications en anglais  22  [1.7] the cries of a crowd
Explications en français  23  [1.3] cris d’étonnement, d’admiration, de surprise, de félicitation, de répulsion, de rébellion
coassement des grenouilles
24  [1.8] les cris d'une foule
Vocabulaire  25  Son
Dérivés 
26  Verbes actifs :
27  Verbes passifs :
28  Verbes relatifs :
29  Noms :
30  Adjectifs :
Synonymes  31  horakoraka

Entrée (3/5)32  horaka
Partie du discours  33  nom
Explications en malgache  34  [1.1] Fahalahelovana noho ny fahitana olona ory na mijaly; fahatsiarovana ny tena ho malahelo amin' ny fahitana ny ory na mijaly
Exemples  35  Torotoron'ny latsa ny foko, ka marary aho, miandry horaka, fa tsy nisy [2.996]
Dérivés 
36  Verbes actifs :
37  Verbes relatifs :
38  Noms :
Synonymes  39  horakoraka

Entrée (4/5)40  horàka
Partie du discours  41  adjectif
Explications en malgache  42  [1.1] mena
Explications en français  43  [1.3] écarlate, vermillion
Dérivés 
44  Noms :
45  Adjectifs :
Hypéronyme 
Co-hyponymes 
Tableaux et planches  144  Les Couleurs

Entrée (5/5)145  horaka
Partie du discours  146  nom
Explications en malgache  147  [1.78] [Tanosy] zohy, lavabato

Anagrammes  148 

Mis à jour le 2025/01/21