|
|
|
|

Entrée (1/2)1  horakoraka
Radical  2  horaka
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Feo manao rodobe mitory fihorehana na figagana na horakoraka na fiarahabana na fanesoana koa aza: Tsy nifandrenesana ny horakora-pifalian' ny vahoaka
Feon' ny sahona: Horakoraka no an' ny sahona fa ny tsiboboka ihany no tompon' ny rano
Explications en anglais  5  [1.7] the cries of a crowd
Explications en français  6  [1.8] les cris d'une foule
Exemples  7  Kotaba, horakoraka moa izao! [2.356]
8  Feno horakoraka sy tabataba ny tanàna. [2.117]
Dérivés 
9  Verbes actifs :
Synonymes  10  horaka

Entrée (2/2)11  horakoraka
Radical  12  horaka
Partie du discours  13  nom
Explications en malgache  14  [1.1] Fahalahelovana noho ny fahitana olona ory na mijaly; fahatsiarovana ny tena ho malahelo amin' ny fahitana ny ory na mijaly
Dérivés 
15  Verbes actifs :
16  Noms :
Synonymes  17  horaka

Anagrammes  18 

Mis à jour le 2025/01/21