Entrée | 1 menapina |
Mots élémentaires | 2 mena |
Partie du discours | 3 adjectif |
Explications en malgache |
4 Volon-doko mandray ny vony sy ny mena [1.1] 5 izy rehef tsy mivolon-dra tateraka fa manopy mena, toy ny voankazo efa ho masaka na mbola soamaravo [1.62] |
Explications en français |
6 [menaPIny] roux [1.3] 7 rouge écarlate [1.5] |
Exemples |
8 Ny loko menapina no mba ankafiziny [1.62] 9 Ny orony, hono, nanao bikam-boantabiha sady nihevotrevotra no mena pina [2.472] |
Hypéronyme |
|
Co-hyponymes |
|
Tableaux et planches |
108 Les Couleurs |
Anagrammes | 109 ampenina, mañapeny, manepañy, menapina, mpanenay |
Mis à jour le 2024/10/30 |