Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbes : tsaramaso | |||||||||||||||||||||
Proverbe 1 | Ambohimanambola no voka-tsaramaso, ka Ambohimanarina Ambohimanambola no voka-tsaramaso, ka Ambohimanarina no Any Antsahadinta no voky tsaramaso, ka any Ambatolaona no Any Antsahadinta no voky tsaramaso, ka aty Ambatolaona no | ||||||||||||||||||||
Traduction française | Ambohimanambola produit beaucoup de haricots, mais ce sont les gens d' Ambohimanarina qui ont l' estomac enflé. [2.165]
C'est à Antsahadinta qu'on s'est repu de haricots et c'est à Ambatolaona qu'on a le ventre gonflé. [2.415] C'est Ambohimanambola qui récolte les haricots et Ambohimanarina qui a le ventre gonflé. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Interprétation française | Parce qu' ils ont acheté et mangé les haricots des autres. [2.165]
Séparer deux choses inséparables. [2.415] Travailler pour d'autres. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Proverbe 2 | Aza dongidongy miendrika androngo, ka mandany ny tsaramasom-bahoaka. [2.165 #597, 2.558 #445]
Dongaingingaingy miendrika androngo, ka mandany ny tsaramasom-bahoaka. [2.974 #158] Midongidongy Tsy mety raha dongaingingaingy Tsy mety raha dongidongy Tsy mety raha | ||||||||||||||||||||
Traduction française | Faire le boudeur comme le lézard, et dévorer les haricots de tout le monde. [2.415 #6403]
Il n' est pas permis d' enfoncer la tête dans les épaules, de prendre des airs de lézard, et de dévorer les haricots des gens. [2.415 #3994] Ne prenez pas un air boudeur comme un lézard, pour aller manger les haricots des gens. [2.165] Prendre des airs contrits comme un lézard gris, et dévaster les haricots d’autrui. [2.974 #158] | ||||||||||||||||||||
Interprétation française | Avoir l' air inoffensif et gruger tout le monde. [2.415 #6403]
Se disait des paresseux vivant aux dépens des autres. [2.415 #3994] Se dit de quelqu' un qui paraît inoffensif et dont on ne se méfie pas, et qui fait pourtant du mal. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Proverbe 3 | Lasa ny tsaramaso, fa ny Lasa ny tsaramaso, fa ny | ||||||||||||||||||||
Proverbe 4 | Malaza ho katsaka ka savihin' ny tsaramaso. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Interprétation malgache | Miseho ho matanjaka na ambony, nefa resin' ny osa na kely noho izy. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Proverbe 5 | Mandrebireby ny taona hoatry ny tsaramaso mamoa ririnina. [2.415 #3127]
Mizaha mandrebireby ny taona, ohatra ny tsaramaso mamoa ririnina. [2.653] Mizaha toetra (mandrebireby) ny taona tahaka ny tsaramaso mamoa ririnina. [2.558 #3] Mizaha toetra ny taona hoatry ny tsaramaso mamoa ririnina. [2.415 #3127] Mizaha toetra ny taona, ohatra ny tsaramaso mamoa ririnina. [2.653] | ||||||||||||||||||||
Traduction française | Tenter ou troubler la saison comme les haricots qui donnent des fruits en hiver. [2.415 #3127] | ||||||||||||||||||||
Interprétation française | Se disait des choses arrivant hors de saison. [2.415 #3127] | ||||||||||||||||||||
Proverbe 6 | Mivezivezy, tahaka ny tsaramaso am-bavan’ antitra. [2.653 #1919]
Mivezivezy tahaka ny voanjo am-bavan' antitra fa sady tsy malemin' ny rora no tsy toron' ny akanjo-nify. [2.558 #2520] Mivezivezy tahaky ny tsaramaso am-bavan' antitra. [2.415 #1841] | ||||||||||||||||||||
Traduction française | Aller et venir comme les haricots dans la bouche d'un vieillard qui n' a plus de dents. [2.415 #1841] | ||||||||||||||||||||
Interprétation française | Se disait des gens tumultueux, de ceux qui allaient et venaient, donnaient ordres sur ordres. [2.415 #1841] | ||||||||||||||||||||
Proverbe 7 | Tsaramaso lohataona, tsy | ||||||||||||||||||||
Proverbe 8 | Tsaramaso mitsipika an-joro, ka tsy very fa niova toerana. [2.558 #285]
Voanemba mitsipika an-joro : tsy very fa nitady toerana. [2.415 #2264] Voanemba nitsipika an-joro : tsy very fa niova toerana. [2.558 #4988] Voanemba nitsipika an-joro: tsy very, fa nitady toerana. [2.653 #3703] | ||||||||||||||||||||
Traduction française | Graine de cassia tombée dans le coin réservé aux animaux : elle n' est pas perdue, elle est allée chercher sa place. [2.415 #2264] | ||||||||||||||||||||
Interprétation française | Elle a trouvé une bonne place, bien grasse, dans le fumier. [2.415 #2264] | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||