|
|
|
|

Entrée1  savihina
Radical  2  savika
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  Tolomina mba hidaraboka; (omby) raisina amin' ny tandrony na ny vozony dia adaraboka: Nosavihin' Ibemena ilay omby kely ka nidaraboka
5  Sarangotina, amikirana: Raha tsy nisy haro nosavihiko teo amoron-tevana dia nikodia tany aho
6  Alaina tsy an-drariny: Nosavihinao ny fananan' i dadatoa [1.1]
Explications en français  7  Qu’on saisit fortement avec les bras, à quoi on s’accroche
8  Figuré: ( droits ) qu’on s’arroge, qu’on attaque en se basant sur des droits qu’on n’a pas, qu’on prend injustement [1.3#591]
Exemples  9  nosavihiny ny fananako rehetra (Il m’a pris injustement tous mes biens) [1.3#591]
10  nosavihiny aho, nefa afaka nandositra (Il me saisit fortemont avec les bras, mais j’ai pu m’échapper) [1.3#591]
11  savihin'ny tsaramaso ilay katsaka (Ce maïs est entortillé, enveloppé par les haricots) [1.196]
Morphologie 
12  Présent :
13  Passé :
14  Futur :
15  Impératif :
Proverbes  16  Proverbes contenant le mot savihina

Anagrammes  17  hasaviny, hasivany, hisavany, hisivana, isavihan, nisaviha, savihina

Mis à jour le 2023/01/20