|
|
|
|

Entrée1  toerana
Radical  2  toetra
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Fipetrahana; ny misy ny zavatra iray andavanandro: Samy ataovy amin' ny toerany avy ny zavatra rehetra
5  Fipetraka, fitoetra: Tsy tiako ny toeran' ity trano ity. [1.1]
Explications en anglais  6  a place [1.7]
Explications en français  7  lieu, endroit, situation, emplacement [1.8, 1.13]
Morphologie 
8  Simple :
Mots composés 
Proverbes  13  Proverbes contenant le mot toerana

Anagrammes  14  anatero, anetrao, anetroa, etranao, toerana

Mis à jour le 2023/06/18