|
|
|
|

Entrée1  miendrika
Radical  2  endrika
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Manana endriky ny...: Miendrik' anjely
Explications en anglais  5  [1.7] to have the appearance of (distinguish from mendrika)
Explications en français  6  [1.3#126, 1.8] ressembler
7  [1.3#126] avoir l'air, la tournure, le port
8  [1.8] avoir l'air de (à distinguer de mendrika)
Exemples  9  Ho nofinofy toy ny angano ataoko aminy ny fari-piainany miendrika olombelona tokony hananany. [2.470]
10  fa andeha alao izy, ka ankasitraho tsara." Dia hitantsika amin' izany, fa ny anatra tsara, na dia iray aza, dia miendrika ho lafo ariary zato. [2.293]
Morphologie 
11  Présent :
12  Passé :
13  Futur :
Mots composés 
Proverbes  17  Proverbes contenant le mot miendrika

Anagrammes  18 

Mis à jour le 2025/01/21