|
|
|
|

Entrée1  mendrika
Radical  2  endrika
Partie du discours  3  adjectif
Explications en malgache  4  [1.1#652] Enti-milaza olona (na ny fihetsiny) manana fahamboniana mitandro ny hajan' ny tenany: Lehilahy mendrika izy ka tsy mahagaga raha voafidin' ny vahoaka
Tokony hanana, tokony hahazo, noho ny toetrany na ny zava-bitany: Mendrika hofatzina ny olona nahavita heloka ~ Mendrika fiderana ny mpandresy
Sahaza, mifanaraka, mifanentana: Hahazo valiny mendrika ny asany avy ny olon-drehetra
Explications en anglais  5  [1.7] worthy, deserving, dignified (distinguish from miendrika)
Explications en français  6  [1.3#126, 1.8] digne, qui mérite; (à distinguer de miendrika)
Exemples  7  mendrika loatra nataon' ny Frantsay amin' ny maha-firenena miady azy: [2.472]
8  Nahatsapa ny tenany ho diso koa izy ka mendrika ny tsorakazo nomaniny. [2.470]
Morphologie 
9  Simple :
Mots composés 

Anagrammes  11 

Mis à jour le 2025/01/21