|
|
|
|

Entrée1  endrika
Partie du discours  2  nom
Dérivés 
3  Verbes actifs :
4  Verbes relatifs :
5  Noms :
6  Adjectifs :
Explications en malgache  7  Ny fandehan' ny tarehy, ny tokotanin-tarehy: Mitovy endrika amin-dreniny io zazavavy io
8  Ny fisehoana ivelany: Mamitaka ny endri-javatra matetika
9  Ny bika: Tsara endrika ny tranonay any ambanivohitra [1.1]
10  tarehy [1.13]
Explications en anglais  11  image, form, visage, face [1.7]
Explications en français  12  La forme, la figure, les traits, la tournure, l’air, la mine, l’extérieur, l’apparence, l’image [1.3#126]
13  forme [1.8, 1.13]
14  figure; tournure [1.8]
15  visage [1.13]
Exemples  16  endrik' olona izany, bikan' olona izany! [2.4]
17  Mitovy endrika amin’ ny reniny izy (Il a les traits de sa mère) [1.3#126]
18  Nandritra iny ady iny anefa, niova endrika izany zavatra izany: [2.472]
19  Somary fohifihy kokoa noho izy sy marirandrirana endrika I Katy. [2.470]
20  endrim-pahalalana telo lafy (Forme de connaissance à 3 dimensions) [1.13]
21  Tsara endrika, manana endrika izy (Il a de belles formes, un bel extérieur) [1.3#126]
22  endrika voatsotra ho an'ny lalànam-potoana (Forme simple de la loi horaire) [1.13]
23  Niala teny amin' ny endriny ny eso, fa toa nanganohano aza no fijeriko ny tavany. [2.471]
24  Mora fitahin’ ny endri-javatra ny olona (On est facilement trompé par les apparences) [1.3#126]
25  Nataon’ Andriamanitra mitovy endrika aminy ny fanahintsika (Notre âme a été faite à l’image de Dieu) [1.3#126]
Morphologie 
26  Simple :
Mots composés 
Proverbes  33  Proverbes contenant le mot endrika

Anagrammes  34  endrika, indreka

Mis à jour le 2023/05/21