|
|
|
|

Entrée1  tarehy
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Ny faritra anoloana amin' ny loha, misy ny handrina, ny maso, ny orona, ny vava; ny tava: Be tandra kely ny tarehin-dRamatoa iny
Ny fisehoana ahitana ny zavatra iray: Be kilavadavaka, hono, ny tarehin' ny volana, hoy ireo efa nanitsaka teny
Nitondrany voninkazo tsara tarehy aho
Endrika, bika: Aseho matetika amin' ny tarehin' ny voromailala ny Fanahy Masina
Explications en anglais  4  [1.7] the face; appearance; cf. endrika, bika.
Explications en français  5  [1.8] le visage: apparence; cf. endrika, bika.
Vocabulaire  6  Biologie
Analogues  7  tava, endrika, salovantava, laingon-tava, takolaka, fify
Mots composés 
Phytonymes 
Holonyme 
Co-méronymes 
Proverbes  29  Proverbes contenant le mot tarehy

Anagrammes  30 

Mis à jour le 2025/01/21