|
|
|
|

Entrée (1/2)1  handrina
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Ny misolampilampy eo ambony maso, izany hoe ilay faritra anoloana amin' ny tarehy, manomboka eo amin' ny manjamaso no ho miakatra ka hatramin' ny fiandohan' ny volon-doha: Voadona ny handriko
4  [1.78] [Betsimisaraka] [handriña] handrina
Explications en anglais  5  [1.7] the forehead
Explications en français  6  [1.3] front
7  [1.8] le front
Exemples  8  Olioly, avo handrina, mahiratriratra ka mirana. [2.817#]
9  mihohofa ambany, ny handrina mitehika amin' ny tany! [2.470#]
Vocabulaire  10  Biologie
Dérivés 
11  Verbes actifs :
12  Noms :
Mots composés 
Phytonymes 
Holonyme 
Co-méronymes 
Proverbes  37  Proverbes contenant le mot handrina
Article  38  Randzavola: handrina ao amin' ny Baiboly

Entrée (2/2)39  handrina
Partie du discours  40  nom
Explications en français  41  [1.3] menace, regard hardi ou irrité
Vocabulaire  42  Emotions
Dérivés 
43  Noms :
Mots composés 

Anagrammes  45 

Mis à jour le 2025/01/21