|
|
|
|

Entrée saoka
Partie du discours nom
Explications en malgache Lamba anampy ny akanjo amin' ny faritra sasantsasany hanalehibe azy; safiny [1.1]
Vocabulaire 
Dérivés 

Entrée saoka
Partie du discours nom
Explications en malgache Ny eo ambanin' ny molotra ambany; saomaka. [1.1]
Explications en anglais The chin [1.7]
Explications en français Le menton [1.8]
Exemples Ny volombava tsy miromborombo ary tsy malama, fa milantolanto amin' ny molotra sy ny saoka. [1.436]
Vocabulaire 
Morphologie 
Simple : saoka, saokan', saokan-, saokam-, saoky
Préfixée : -tsaoka, -tsaokan', -tsaokan-, -tsaokam-, -tsaoky

Mis à jour le 2024/06/17