|
|
|
|

Entrée1  manasaoka
Radical  2  saoka
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Manampy tapadamba amin' ny akanjo mba hanalalahana azy amin' ny faritra sasantsasany: I neny no nanasaoka ny lobako teo amin' ny sorony fa tery loatra [1.1]
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :
8  Impératif :

Anagrammes  9  manasaoka, manasoaka, nasamakao

Mis à jour le 2023/01/20