|
|
|
|

Entrée (1/3)1  tava
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Ny faritra eo anoloana amin' ny loha, izay misy ny maso, ny orona, ny vava, ny takolaka; tarehy: Misy panda ny tavany.
Explications en français  4  [1.3] le visage, la face, la figure
Vocabulaire  5  Biologie
Mots composés 
Holonyme 
Co-méronymes 
Proverbes  36  Proverbes contenant le mot tava

Entrée (2/3)37  tava
Partie du discours  38  nom
Explications en malgache  39  [1.78] [Taisaka] tolona (ady)
ady amin'ny kapoka, sy tora-defona

Entrée (3/3)40  tava
Partie du discours  41  nom
Explications en français  42  [1.13] paroi
Analogues  43  telotava
Mots composés 

Anagrammes  45 

Mis à jour le 2025/01/21