Entrée (1/2) | 1 very |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 Tsy hita izay misy azy, tsy hita izay nalehany: Very ny peniko (izay atao koa hoe: Veriko ny peniko, na Very penina aho) ~ Very ny ondrinay 4 Lany amin' ny tsinontsinona, amin' ny tsisy antony: Very foana lahy ny androko! ~ Very maina ny hasasarako 5 (taloha) Nandevozina, nesorina ny zo maha-olona afaka azy: Vary izy mianakavy fa tsy nahaloa ny volan' olona 6 Voaheloka ho any amin' ny afobe: Ho very izay tsy mibebaka alohan' ny hahafatesany (fampianarana kristianina). [1.1] |
Explications en anglais |
7 lost 8 reduced to slavery [1.7] |
Explications en français |
9 perdu 10 (autrefois) réduit en esclavage [1.8] |
Exemples |
11 Aiza izy no very? [1.318] 12 Vereza|very izay ho Vereza|very! [2.285] 13 Kapiteny, very isika! [2.471] |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Analogues | 22 diso toerana, tsy hita, nafoy, sira latsaka andrano, very an-tsavony, very faty, very momoka, very poka, very sioka, very tadidy, diso lalana, maniasia, mirenireny, tsy mahita lalana, voan' ny tamberintany |
Mots composés |
|
Titres | 27 Tanala very sampy (Rabearivelo Jean-Joseph) |
Proverbes | 28 Proverbes contenant le mot very |
Entrée (2/2) | 29 very |
Partie du discours | 30 adverbe [Liste complète] |
Explications en malgache |
31 tokoa [1.32, 1.17, 1.28] 32 indrindra [1.32, 1.17] |
Anagrammes | 33 revy, very |
Mis à jour le 2023/07/13 |