Entrée | 1 mamery |
Radical | 2 very |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Mahatonga ho very ny zo maha-olona afaka: Namery azy mianakavy ilay volan' olona tsy voaloany Mahavoa, mampahantra: Hamery anao lahy io fanaovanao antsirambina lava mahazatra anao ira |
Explications en anglais |
5 [1.7] to ruin; to sell into slavery |
Explications en français |
6 [1.8] réduire en esclavage, ruiner |
Exemples |
7 Izay mamery ny ainy noho ny Amiko dia hahazo azy. [2.649#] 8 Fantatra tsotra izao fa tsy raharaha maika akory ilay nanirahany, saingy hoenti-mamery dia ahy fotsiny. [2.643#] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 15 Proverbes contenant le mot mamery |
Mis à jour le 2025/01/08 |