Entrée | 1 tokoa |
Partie du discours | 2 adverbe |
Explications en malgache |
3 Tena... fa tsy kivazivazy: Lasa tokoa izy lahy! 4 Fanamafisana ny teny "marina" ka ny hevitr' ireo teny roa ireo amin' izay dia hoe: tsy misy isalasalana: Marina tokoa fa tsy misy mahay ohatra azy [1.1] |
Explications en anglais |
5 indeed, truly, certainly [1.7] |
Explications en français |
6 vraiment, certainement [1.8] |
Exemples |
7 "Tsy takatra tokoa izany," hoy ny olona. [2.293] 8 Hahita izany tokoa ialahy. [2.324] 9 Olona marobe tokoa no tazany. [2.470] |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Titres |
|
Tableaux et planches |
17 Tous les adverbes |
Anagrammes | 18 atoko, tokoa |
Mis à jour le 2023/08/11 |