Entrée | 1 mandany |
Radical | 2 lany |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Mihinana: Mandany vary intelon' ny kapoaka isan' andro izy 5 Mandritra: Mandany vola betsaka ny fanaovan-trano ankehitriny 6 Manapitra: Handany ny volana Avrily any Toamasina izahay 7 Manary: Nandany ny androko ny fiandrasako anao. [1.1] |
Explications en anglais |
8 to spend, to consume; to agree; to be allowed to suckle at will, as a young calf [1.2] 9 to use up, to consume [1.7] |
Explications en français |
10 épuiser; consommer; agréer, approuver [1.8] 11 dépenser [1.13] |
Morphologie |
|
Analogues | 16 tsy mitsitsy, mirobaroba, miredareda, mirodaroda, mitobatoba, manely vory, mamafy katrana, tsy mitsapa ny lany, tsy mitsapa ny farany, tondraka anio mananjara, mitahiry an-karon-doa-body, manao tovolahy mahita fotsimbary, tsy mitsinjo vodiandro ho marika, ny azo anio lany anio |
Mots composés |
|
Proverbes | 20 Proverbes contenant le mot mandany |
Anagrammes | 21 amandin, andamin, anindam, mandany, mandina, manindà, maninda, nadanim, namandi, nandami |
Mis à jour le 2023/09/25 |