|
|
|
|

Entrée1  mitobatoba
Radical  2  tobatoba
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Mikobana: Nisy nitobatoba ny rano ka tsy mbola azo sotroina ilay izy
Mandanilany foana: Ny zaza maditra no mitobatoba ny harena navelan-dray aman-dreniny
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :

Anagrammes  8 

Mis à jour le 2025/01/21