|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mitady
Radical  2  tady
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Manao izay hahitana, mikaroka, mizaha: Mitady ny very. / Mitady raharaha izy fa tsy mahita
Maniry: Tsy misy mitady ny ho mahantra akory fa matetika manao izay ho vita ihany saingy tsy ambinina
Explications en anglais  5  [1.7] to seek, to look for
Explications en français  6  [1.8] chercher
Exemples  7  Eny, mitady izany izy, mikaroka izany. [2.470#]
8  Ny ahy hadalana mitady hanina, hoy aho. [2.4#]
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :
Synonymes  13  mangirika, miharana, mikaroka, mikatsaka, mizaha
Mots composés 
Proverbes  19  Proverbes contenant le mot mitady

Entrée (2/2)20  mitady
Radical  21  tady
Partie du discours  22  adjectif
Explications en malgache  23  [1.1] vita tady
Explications en anglais  24  [1.2] twisted

Anagrammes  25 

Mis à jour le 2025/01/21