Entrée |
tady
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Kofehy; ireo kiran-javamaniry samihafa azo atao kofehy amatorana: Makà tady hamehezana ny entana Famolaina: Efa nahitsy tamin' ny tady ity lalana ity [1.1]
|
Explications en anglais | A cord, a rope. Taly is used in the provinces. [Mal. tali.] [1.2]
|
| A rope [1.7]
|
Explications en français | Corde [1.8]
|
| Corde, cordon [1.13]
|
Exemples |
1 | Nony tapaka ilay tady, nividianany tady vy.
[2.606]
|
2 | Toko telo mahamasa-nahandro, tady telo olana saro-tapahina.
[2.558]
|
|
Dérivés |
|
Entrée |
tady
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Fizahana, fikarohana [1.1]
|
Explications en anglais | (root) [1.2]
|
Dérivés |
|