| Entrée | 1 tadiavina |
| Radical | 2tady |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en malgache |
4Atao izay hahitana azy: Notadiavin' ny polisy efa ho roa volana io mpangalatra io.
5Tiana, irina: Lazao inona no tadiavinao, anaka, fa homeko anao. 6Kasaina: Tadiavin-drainy hatao kilasimandry Isambilo. [1.1] |
| Explications en anglais |
7to be sought for, to be looked for..
[1.2] 8to be sought, to be looked for. [1.7] |
| Explications en français |
9qu'on cherche.
[1.8] 10inconnue. [1.13] |
| Exemples |
11 Ny karatra, ny hetra, ny fanatontosana ny raharaham-panjakana, ny filaminana, ny asa, ny fanarahan-dalàna antsakany sy an-davany, ny fanatanterahana izany rehetra izany no tadiaviko
[2.472]
12 Fa angaha tadiavin' i Dera hafenina ato izy ireo! [2.4] |
| Morphologie |
|
| Vocabulaire | 17 Mathématiques |
| Analogues | 18 karohina, 19 zahana |
| Tous les mots composés | 203 combinaisons de ce mot |
| Proverbes | 21 Proverbes contenant ce mot |
| Mis à jour le 2025/11/02 |
|