Entrée (1/2) | 1 mitsipika |
Radical | 2 tsipika |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Manainga ny tena dia mitsambikina na manidina: Notairinao ka nitsipika tery ilay valala saika hosamboriko Mipitika: Nitsipika tamin' ny mpandalo ny fotaka voahitsak' ilay fiarakodia nandeha mafy teo iny |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 11 Proverbes contenant le mot mitsipika |
Entrée (2/2) | 12 mitsipika |
Radical | 13 tsipika |
Partie du discours | 14 adjectif |
Explications en malgache |
15 [1.1] Efa misy tsipika: Taratasy mitsipika no asaovy anoratan' ity zaza ity |
Anagrammes | 16 |
Mis à jour le 2025/01/21 |