Entrée | 1 mipitika |
Radical | 2 pitika |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Miendaka na miala avy amin' ny zavatra iray: Nipitika ny rano ha saiha voa aho Miala tampoka dia mitsambikina: Nipitika ilay parosy teto ka tsy hitako izay nalehany |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2024/12/11 |