Entrée | 1 androngo |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Biby mandady misy tongony efatra, mivelona eny an-tsaha, fa indrindra eny amin' ny tamboho sy ny rindrin' ny trano ray a, anaty hazo,... (halavany: eo amin' ny 20 sm) |
Explications en anglais |
4 [1.2] a species of lizard. 5 [1.7] a lizard |
Explications en français |
6 [1.54] lézard gris 7 [1.8] lézard |
Exemples |
8 ity olona mitentim-pitatra, mihoditr' androngo, ka tofoka aho. [2.69] |
Vocabulaire |
9 Zoologie: reptiles, amphibiens |
Dérivés |
|
Analogues | 11 antsiantsy, matahotrandro, sitry |
Zoonymes |
|
Phytonymes |
|
Proverbes | 15 Proverbes contenant le mot androngo |
Illustrations |
|
Mis à jour le 2025/01/21 |