Entrée (1/2) | 1 mamoa |
Radical | 2 voa |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Mitondra voa: Namoa betsaka itỳ voaloboka ity taon-dasa [1.1] |
Explications en anglais |
5 to bear fruit [1.7] |
Explications en français |
6 porter des fruits [1.8, 1.196] 7 fructifier [1.196] |
Exemples |
8 Mety maniry izy saingy tsy mamoa. [2.117] 9 ny Kriptogama, na izay tsy mamony sy mamoa miharihary. [1.357] 10 Manimba toetra sy ahavitan-javatra mamoa fady ny hanoanana. [2.472] |
Vocabulaire |
11 Botanique: (en général) |
Morphologie |
|
Proverbes | 16 Proverbes contenant le mot mamoa |
Entrée (2/2) | 17 mamoa |
Radical | 18 voa |
Partie du discours | 19 verbe actif |
Explications en anglais |
20 used as follows; mamoa fady [1.7] |
Explications en français |
21 s'emploi dans l'expression mamoa fady [1.8] |
Mots composés |
|
Anagrammes | 23 mamao, mamoa |
Mis à jour le 2023/08/11 |