Entrée diamanga
Mots élémentaires dia ; manga
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Tanala] daka [1.78]
 Kilalao ifamelezana amin' ny tongotra araka ny fomba manara-dalàna ary ilana tanjaka sy hakingana: Mamely diamanga. Ny diamanga izay atao koa hoe daka dia kilalaon' ny zanak' Imerina indrindra, izay nifanaovana am-bakitany taloha fa vao taty aoriandriana no lasa kilalao nifanaovan' ny tsirairay; maro karazana ny diamanga, fa dimy no malaza indrindra: ny antsatoka, ny kapatokana, ny ambadika, ny kopala, ary ny antongomby [1.1]
Explications en anglais A game of kicking backwards. See daka and tsipaka [1.2]
Explications en français  [Tankarana] Coup de pied. [1.19]
Exemples 
1Daka diamanga ireo mampijaly azy/ [2.720]
2Ndeha haingana sao mahazo diamanga eo. [2.470]
3Nitsangana izy, ary avy hatrany dia velona ny totohondry sy ny diamanga. [2.472]
Vocabulaire 
Mots composés 
Titres Ny Diamanga haiady Malagasy
Analogues  ambadika ~ antongomby ~ antsatoka ~ kapatokana ~ kopala
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/06/05