Entrée (1/2) | 1 ambadika |
Partie du discours | 2 nom ou adverbe |
Explications en malgache |
3 Enti-milaza ny toerana ao ivohon' ny zavatra iray: Miery ao ambadiky ny hazo ao izy [1.1] |
Explications en anglais |
4 the other side 5 on the other side; concealed [1.7] |
Explications en français |
6 [am-badika] l'autre côté, le penchant opposé, le côté opposé, l'envers 7 [am-badika] de l'autre côté, sur le penchant opposé, sur le côté opposé, sur le verso, sur l'envers [1.3] 8 le verso 9 de l'autre côté, en cachette [1.8] 10 verso [1.13] |
Exemples |
11 Be tseroka ny ambadik' ity kapaoty ity (L'envers de ce manteau est très sale) [1.3] 12 Mideza ny ambadik' io tendrombohitra io (L'autre côté de cette montagne est escarpé) [1.3] 13 Lasa any am-badiky ny tendrombohitra ny omby (Les boeufs sont partis de l'autre côté de la montagne) [1.3] 14 Misy tanimanga vaky ao am-badiky ny tafon-trano (Il y a des tuiles cassées de l'autre côté du toit) [1.3] 15 Zahao ao am-badiky ny takela-taratasy fahafolo (Voyez le verso de la dixième page) [1.3] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Entrée (2/2) | 21 ambadika |
Partie du discours | 22 nom |
Explications en malgache |
23 Karazana diamanga na daka, mitovitovy amin' ny kapatokana (jar.): mihodina tampoka ilay namely, amin' ilay tsy ampoizin' ilay mikatroka aminy iny, dia alefany any andamosina ny tongony -- indraindray ny felatanany amin' izay mitehina amin' ny tany -- ka mafy fiantefa izaitsizy izany, manoatra noho ny tsipaka anoloana na ny kopala. [1.1] |
Explications en français |
24 nom d'une manière de lancer le coup au jeu de savate [1.3] |
Vocabulaire |
25 Sports |
Mots composés |
|
Anagrammes | 27 ambadika, midabaka |
Mis à jour le 2023/10/15 |