|
|
|
|

Entrée1  tsipilavaka
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Vato fisapisaka boribory atsipin' ny ankizy mba hiditra amin' ny lavaka na amin' ny faritra iray ka izay mahatafiditra no mahazo ny loka
Exemples  4  [2.332#] Tapitra tafavoaka izahay ary efa niomana ny hanao kanety, na raboka, na tapimaso, na tsipilavaka.
Vocabulaire  5  Jeu
Mots élémentaires  6  tsipy, lavaka
Synonymes  7  antsipilavaka

Mis à jour le 2024/12/10