Entrée (1/2) | 1 lalao |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Fialam-boly na fialan-tsasatra, ka ny sasany fandaniana andro fotsiny, ny sasany fampitomboanaherim-batana na herin-tsaina: Be lalao loatra ny zanakao no tsy androsoany amin' ny fianarana Lanonana misy zavatra mahafinaritra: Nisy lalao mahavariana tao antranom-pokonolona omaly Vazivazy: Misy manao lalao ratsy izany. |
Explications en anglais |
4 [1.7] play, recreation, amusement |
Explications en français |
5 [1.8] jeu, amusement |
Exemples |
6 lalao tsy mahomby loatra ity. [1.437#] 7 nefa inona no lalao hataontsika? [2.69#] |
Dérivés |
|
Analogues | 13 kilalao, afakafaka, fampanononana ankamantatra, anjaingy, antsamotady, antsavily, antsefa, asampinga, baolina, daka, diamanga, fampitaha, fanalafihana, fandroribola, fanenjika, fangalampiery, fanorona, hazakazaka, kanety, katra, katro, kifanimpanina, kiombiomby, kindriandriana, kivarivary, kizanajanaka, moraingy, piarapiara, raboka, ralanitra, sabaka, raosijamba, an-kitsapaka, renin-jaza, sadoka, saribakoly, savoandanitra, tandrimo, tanisa, tapika, tamaboha, tongodovia, tongokazo, tolona, totohondry, tsipilavaka, tsongolobatita, tsontsorimamba, valala manjohy, vatokely miara-mahita |
Mots composés |
|
Anthroponymes |
|
Proverbes | 16 Proverbes contenant le mot lalao |
Article |
17 Randzavola: lalao ao amin' ny Baiboly (=> filalaovana) |
Entrée (2/2) | 18 lalao |
Radical | 19 lala |
Partie du discours | 20 impératif du verbe passif lalaina [Liste complète] |
Exemples |
21 lalao ny ray aman-dreninareo, rankizy [1.1] |
Anagrammes | 22 |
Mis à jour le 2025/01/21 |