|
|
|
|

Entrée1  fangalampiery
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Kilalaon' ny ankizy izay toy izao no fandehany: miafina ny maso fa misy anankiray kosa mitady ireo mpiery; ary dia izay hita voalohany amin' ireo indray no mitady; raha misy tsy hitan' ilay mpitady dia milaza "afa-po" izy, ka miseho ilay niery
Vocabulaire  4  Jeu
Radical  5  ala, ery
Autres orthographes  6  fangalampiery
Synonymes  7  alam-piery, fanalampiery

Mis à jour le 2024/12/12