Entrée | 1 fanalampiery |
Mots élémentaires | 2 fanala, fiery |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1] Karazan-daolao misy ankizy miery izay karohin' ny sasany ka izay hita dia mitady kosa indray; raha mitady ka tsy mahita dia manao hoe: afa-po, ary dia miseho amin' izay kosa ilay niery |
Vocabulaire |
5 Jeu |
Synonymes | 6 alam-piery, fangalam-piery |
Mis à jour le 2024/12/10 |