|
|
|
|

Entrée1  kilalao
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Zavatra entin' ny ankizy hanary dia azy na hanatanjahany ny tenany: Nahoana no simbanao ity kilalaon-janako
Zavajavatra mahafinaritra: Nataon' ny saka kilalao ilay totozy vao nohaniny
Fanarian-dia misy hira, dihy...: Lasa nizaha kilalao ry Rabe mianakavy
Explications en anglais  4  [1.7] a toy, a plaything; play; theatricals
Explications en français  5  [1.8] jouet; jeux, divertissements
Radical  6  lalao
Autres orthographes  7  kilaolao
Synonymes  8  tsilalao
Mots composés 
Proverbes  11  Proverbes contenant le mot kilalao
Illustrations 
12 

Anagrammes  13  alaliko, alikola, kilalao, lakaoly, lalaiko

Mis à jour le 2025/01/21