|
|
|
|

Entrée1  antsefa
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Kilalao isehoam-pahakingana amin' ny tanana izay alefa ka asandrahaka, toa mikainkona, mba hamelezana ny ankilany, izay manao toy izany koa: samy mikendry izay hahatratrarana ny an-daniny avy ny mpilalao
Explications en anglais  4  [1.2] a play with the hands, by which the opponents try to hurt the back of each other's hands with the finger nails.
Vocabulaire  5  Jeu
Mots composés 

Anagrammes  7  antsefa, fanetsa, natsefa

Mis à jour le 2025/01/21