Entrée | 1 tandrimo |
Radical | 2 rimo |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1] Kilalao vita amin' ny hazo natao boribory kitsoloha misy fantsika, izay hodidinina kofehy, ka rehefa atsipy amin' ny tany ny tandrimo ka somary sintonina ny kofehy, mivaha haingana ilay izy ary mihodinkodina eo ambonin' ny fantsika ny tandrimo: Milalao tandrimo. |
Explications en anglais |
5 [1.7] a top |
Explications en français |
6 [1.8] toupie |
Exemples |
7 Mbetika manao sangodim-panina eo amin' ny toerany ihany toy ny tandrimo be gorada! [2.471] |
Vocabulaire |
8 Jeu |
Analogues | 9 sangodina |
Mots composés |
|
Proverbes | 12 Proverbes contenant le mot tandrimo |
Anagrammes | 13 |
Mis à jour le 2025/01/21 |