|
|
|
|

Entrée (1/5)1  raboka
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.78] [Tambahoaka] vely, famelezana
Dérivés 
4  Verbes actifs :

Entrée (2/5)5  raboka
Partie du discours  6  nom
Explications en français  7  [1.19, 1.78] [Tankarana, Sihanaka, Tanosy] poumon.
Vocabulaire  8  Biologie

Entrée (3/5)9  raboka
Partie du discours  10  nom
Explications en malgache  11  [1.1] Aretin' ny havokavoka avy amin' ny bibin' aretina atao hoe basila Koch
12  [1.13] areti-mifindra mahazo ny taolana sy ny havokavoka
13  [5.mg.https://hesperian.org/wp-content/uploads/pdf/mg_wtnd_2016/mg_wtnd_2016_14.pdf] Jereo "Raboka (TB, Tioberikilaozy)" [Rehefa tsy misy ny dokotera, takila 179]
Explications en français  14  [1.13] tuberculose
Vocabulaire  15  Santé
Mots composés 

Entrée (4/5)21  raboka
Partie du discours  22  nom
Explications en malgache  23  [1.1] Kilalaon' ankizy isehoan-kakingana sy hafainganam-pandeha: misy ankizy iray izay atao hoe boka; manenjika ny ankizy rehetra eo izy, ka izay voakasiny dia boka misolo azy indray. Indraindray kosa anefa raha mitaingim-bato ireo enjehina, na toerana voatondro tsy hahaboka, dia tsy boka na dia voakasika aza: atao hoe tsibohaboka ny anaran' ilay kilalao amin' izany
Vocabulaire  24  Jeu

Entrée (5/5)25  raboka
Partie du discours  26  nom
Explications en français  27  [1.196] (de ra : particule placée devant les noms qu'on respecte, et boka : lépreux ou ayant un aspect misérable). Loudetia simplex subsp. stipoides Bosser (Poaceae). Herbe très raide et mauvaise fourragère. Les Betsileo prétendent qu'elle est responsable de la tuberculose des boeufs (parce qu'ils appellent aussi cette maladie : raboka). Voir aussi horona, kidrodrotra. [Mahafaly]
Vocabulaire  28  Botanique
Nom scientifique 

Anagrammes  30 

Mis à jour le 2025/01/21